Entry | 1 feno hipoka |
Elementary words | 2 feno, hipoka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] feno hiboka, feno hika: Feno hipoka ny tranoka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana |
Explanations in English |
5 [1.7] jammed full |
Explanations in French |
6 [1.8] bondé |
Examples |
7 Mbola feno hipoka indray ny efitra fiandrasana. [2.470#51] 8 feno hipoka ny trano, na ny tao arnbany na ny tany am-bony rihana. [2.649] |
Updated on 2024/12/07 |